OFFLINE

Isan-droavolana Fitandremana Montpellier ( FLME ) - 02 Okt - 3 Okt 2021

sys

Fotoana Asabotsy 2 Oktobra - 4 ora 30.

Hotanterahina eto SPFLME Toulouse .

FANEVA : Rom 10,11b "Tsy ho menatra izay rehetra mino
azy."

Programa: https://cloud.infodev.ovh/index.php/s/JjYwpwYn44sAogS/download?path=%2F&files=Isan2volana-Octobre2021.pdf

Efitra fivoriana : https://meet.infodev.ovh/fitandremanamontpellier

Raha ao amin'ny application 3bbl dia adika (copier) sy sokafana (coller) anaty navigateur izay vao misokatra io programa io Tompoko.